Lasa ianao (Fafah Mitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na na na na na na
Oh oh ouh oh oh oh

Toa mbola tsaroako ireo
Sangy2 fanao taloha
Oroka2 sy tamby2 koa
Toa tsy noheverina hoe hisaraka rehefa any aorina
Fa ho eo anilanao foana aho ry Tiana

Kanjo ianao nilaza hoe
Aleo hifarana hatreo ilay fiarahana

Ref: Lasa ianao, toa tsy niverina intsony
Ka izaho nangina irery teo
Lasa ianao, toa tsy niherika intsony
Ka ny alokao no sisa tazako eo

Toa nahatsiaro irery raha nilaozanao
Efa zatra loatra ny teo ankaikinao
Ka tsy ho haiko ny hitia olon-kafa noho ianao
Fa ianao ilay nofinidiko

Kanjo ianao nilaza hoe
Aleo hifarana hatreo ilay fiarahana

Ref: (*3) Lasa ianao, toa tsy niverina intsony
Ka izaho nangina irery teo
Lasa ianao, toa tsy niherika intsony
Ka ny alokao no sisa tazako eo

Fafah Mitia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fafah Mitia
Visites : 402
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nathiie
Date : 05/09/2023 14:00
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117