Raiki-pitia (Kamary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ilay andro tsy maintsy hamoizana anao
Tsy ho ahy intsony fa hiova fitia vaovao
Dia hamentsoventso aho ’reo tantarantsika taloha
Tsy ho zaka angamba arrgtdz fa aleo sanatriavina aloha

Ireo adiady filan-kisa kely fanao
Mahagaga ahy fa vao maika tsy hafoizana anao
Ny fandongilongy sy ny famolaka avy etsy sy eroa
Toa zary midongy tsy laitra fa sao enti-po

Ref:
    Ka ho aiza indray?
    Tsy manan-tsafidy aho hoa k’aza hampahoriana
    Mba ho aiza indray ary aho?
    Tsy tia olon-kafa aho fa ianao no tiana

Fa raha sanatria ho tanteraka izany
Avelao re ny szgk foko hitampify eny ihany fa
Tsy mahasaraka anao aho fa RAIKI-PITIA
Hanaraka anao aho satria mbola tia

Rediredy fa tia, tena tia mafy anao
Tsy hay nafenina intsony ’lay tsiambararoa
’Lay mampifila kely tao crfgvl am-poko tao
Noho ny tononkira.serasera.org fitiavako anao dia niloatra avokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kamary
Vangy : 9616
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 02/09/2019 18:59
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115