Raiki-pitia (Kamary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ilay andro tsy maintsy hamoizana anao
Tsy ho ahy intsony fa hiova fitia vaovao
Dia hamentsoventso aho ’reo tantarantsika taloha
Tsy ho zaka angamba fa aleo igzbg sanatriavina aloha
Ireo adiady filan-kisa kely jrow fanao
Mahagaga ahy fa tononkira.serasera.org vao maika tsy hafoizana anao
Ny fandongilongy sy ny famolaka avy etsy sy eroa
Toa zary midongy tsy laitra fa sao enti-po
Ref:
Ka hiervfl ho aiza indray?
Tsy manan-tsafidy aho hoa k’aza hampahoriana
Mba ho aiza indray ary aho?
Tsy tia olon-kafa aho fa ianao no tiana
Fa raha sanatria ho tanteraka izany
Avelao re ny foko hitampify eny ihany fa
Tsy mahasaraka anao aho fa RAIKI-PITIA
Hanaraka anao aho satria mbola tia
Rediredy fa tia, tena tia mafy anao
Tsy hay nafenina intsony ’lay tsiambararoa
’Lay mampifila kely tao am-poko tao
Noho ny fitiavako anao dia niloatra avokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KamaryHits : 9516
Likes : 2 Like
Created by : hery
Date : 02/09/2019 18:59