Olombelona aho Tompo (Vetson-kira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olombelona aho tompo!
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao
Nefa fa vonona aho hanompo
Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao
O ry Tompo be fitia
Mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny olonao Tety tononkira.serasera.org
Ankehitriny O! mamela ny heloko izay vitako!
O!mamela O!mamela ny heloko

Faniriako qtxdktb ry Tompo miankina
An-tratranao ry Tompo o!
Mba ejvj omeo fo madio ahahaizako hibanjina ny tavanao
O ry Tompo be fitia
Mba lntbs tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny olonao Tety
Ankehitriny O! mamela ny heloko izay vitako!
O!mamela O!mamela ny heloko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson-kira
Hits : 15052
Likes : 0 Like
Created by : rixman
Date : 24/11/2018 10:56
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104