N'aiza misy ahy (Black Nadia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza misy ahy hotsaroako oqanqh foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina ianao jymshuzm no ao an-tratrako ao
Harenako ianao, tononkira.serasera.org tsy atakaloko
Satria lamba irakofako
Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao no ilay nofinidy
Na amy mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho ianao
Raha sendra aho iascaswy ka tomany
Ianao no anilako ao
(A/C Rolland Raelison)
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin’ny alina mangina ianao jymshuzm no ao an-tratrako ao
Harenako ianao, tononkira.serasera.org tsy atakaloko
Satria lamba irakofako
Ireo dina izay natao
No hajaiko noho ianao
Ianao no ilay nofinidy
Na amy mamy na mangidy
‘Reo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho ianao
Raha sendra aho iascaswy ka tomany
Ianao no anilako ao
(A/C Rolland Raelison)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Black NadiaVangy : 3408
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 06/02/2022 18:35
