Hihira aho (Nivo & Serge Rahoerson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dodona ery tsy mahalala ora
Maika hifoha tsy miandry maraina
Tsy rano tsy vary vthrz an-kibo fa maika
Rehefa ianao sy ny hira no aleha
Hihira aho ho kibyqcnz anao
Fa mamiko ny hira ho anao
Tsy tsaroana intsony ny fotoana lany
Mivadika ny andro nefa io eo ihany
Raha ianao sy ny hira no manao fotoana
Tsy jfuh ho tononkira.serasera.org lavitra ahy fa hitoetra foana
Maika hifoha tsy miandry maraina
Tsy rano tsy vary vthrz an-kibo fa maika
Rehefa ianao sy ny hira no aleha
Hihira aho ho kibyqcnz anao
Fa mamiko ny hira ho anao
Tsy tsaroana intsony ny fotoana lany
Mivadika ny andro nefa io eo ihany
Raha ianao sy ny hira no manao fotoana
Tsy jfuh ho tononkira.serasera.org lavitra ahy fa hitoetra foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nivo & Serge RahoersonVangy : 4328
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2015 13:02
