FITIA VAOVAO (HIRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na eo aza ireo indrisy
Fahavalo manenjika ahy sy ianao
Toa vao maika koa mampitsiry tsara
Ilay fitia vaovao.
Hiezaka aho mba hanorina
Sy hanamafy tsara koa
Hiezaka aho ho fifaliana
Ny fiarahan-tsika roa.
Ireo manodidina ahy sy ianao
Tsy manao afa-tsy tsikera
Anefa ilay fitia nlgfxmy vaovao
Tsy hofaranana sanatria xngrmozw ho avela
Toa hitako foana ianao
Manaloka ahy eo aloha eo
Fa na nofy izany na gqssg tena izy
Raha izaho, izaho tsy ho leo
Mahatsiaro ho tsy ampy sahady aho
Na fotoana fohy aza ianao no tsy ho eo.
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : Henri Rachel
Fahavalo manenjika ahy sy ianao
Toa vao maika koa mampitsiry tsara
Ilay fitia vaovao.
Hiezaka aho mba hanorina
Sy hanamafy tsara koa
Hiezaka aho ho fifaliana
Ny fiarahan-tsika roa.
Ireo manodidina ahy sy ianao
Tsy manao afa-tsy tsikera
Anefa ilay fitia nlgfxmy vaovao
Tsy hofaranana sanatria xngrmozw ho avela
Toa hitako foana ianao
Manaloka ahy eo aloha eo
Fa na nofy izany na gqssg tena izy
Raha izaho, izaho tsy ho leo
Mahatsiaro ho tsy ampy sahady aho
Na fotoana fohy aza ianao no tsy ho eo.
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : Henri Rachel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HIRAVangy : 4395
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DERATOX
Daty : 27/10/2007 09:16
