Tsy tsipolitra (Ralanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsipolitra ery gaemfigp an-tany ngazana
Ka hiantsampy amin'olo-mandalo,
Tsy maniry fanambatambazana
Raha fitiavana tsy misy takalo
Izany elatra no enti-mikopaka
Lalan-kafa no 'ndeha mba hizory,
Fa ny aty tsy mba taitaitran-koropaka
Toa voahirana anaty kamory xfrt
Toa voahirana anaty kamory
Tsy npavtrrj hiraraka mantsy ny kintana
Fa hovalaka foana ny maso,
Ny anjara tononkira.serasera.org voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Mpamorona: Naka RABEMANANTSOA
Ka hiantsampy amin'olo-mandalo,
Tsy maniry fanambatambazana
Raha fitiavana tsy misy takalo
Izany elatra no enti-mikopaka
Lalan-kafa no 'ndeha mba hizory,
Fa ny aty tsy mba taitaitran-koropaka
Toa voahirana anaty kamory xfrt
Toa voahirana anaty kamory
Tsy npavtrrj hiraraka mantsy ny kintana
Fa hovalaka foana ny maso,
Ny anjara tononkira.serasera.org voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Mpamorona: Naka RABEMANANTSOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RalantoVangy : 2055
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 17/02/2022 23:12
