Comments about Tempo Gaigy

Back to Tempo Gaigy Submit a comment
Heriniaina ( 21/10/2001 17:45)
Faniry no mpitarika ny Groupe
Niala taminy ny Tarika UNIK dia naka bandy vaovao hafa i lery hasolo an'ireo.
Bandy avy any Bira izy mianakavy.
Efa namoaka album roa izy ary ho avy atsy ho atsy ny manaraka.
Ilay hira hoe Bouli bouli iny no tena nampalaza azy
ary ankoatr'izay ny Adama sy Eva; Masera midemisiona; President tribonaly sy ny sisa .
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2585