You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

TCHECOMP ( TSEKOMPA )

2699

Nampiditra : tiana1nomenjanahary
Tamin'ny : 29/11/2019 13:44:50

Mombamomba :
Dia faly miarahaba anareo ato @ty serasera ity izahay, ny Tarika TCHECOMP ( TSEKOMPA ) dia groupe niforona t@ taona 2009 tao Antanifotsy vakinankaratra , fa ny taona 2019 ty no nitsangana ofisialy ny groupe ,izany hoe mbola vao miandoha @lafiny mozika ary mba hitady zay ho anjara masoandronay ao @io sehatra io izahay mba ho toy ireo efa manana ny toerany raha
sitrapon'Andriamanitra, ka namoaka ny hira voalohany izay mitondra ny lohan-teny hoe "BOAY KELY " marihina eto fa io dia tantara teny nisy tao @tanàna ,izay tantaranà zatovolahy kely kamboty tsy misy mpiahy ary dia nindosin'ny fahafatesana moa izy taty aoriana .Misy eo @ 8 eo zahay no mpikambana samy zanak'Antanifotsy daholo. Mbola lavitra ny lalana ho diavinay fa dia ankinina @Andriamanitra ny hoavinay ,ary  mangataka ny fiaraha-miasa avy aminareo mba tsy hanosi-bohontanana anay ianareo sanatria.

Lisitry ny hira

Hampiditra hira Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha