TCHECOMP ( TSEKOMPA )
All photos...
Submitted by tiana1nomenjanahary 29/11/2019 13:44
TCHECOMP ( TSEKOMPA )'s song 1 Click here
Hits : 625
Likes : 0 Like
More info
Dia faly miarahaba anareo ato @ty serasera ity izahay, ny Tarika TCHECOMP ( TSEKOMPA ) dia groupe niforona t@ taona 2009 tao Antanifotsy vakinankaratra , fa ny taona 2019 ty no nitsangana ofisialy ny groupe ,izany hoe mbola vao miandoha @lafiny mozika ary mba hitady zay ho anjara masoandronay ao @io sehatra io izahay mba ho toy ireo efa manana ny toerany rahasitrapon'Andriamanitra, ka namoaka ny hira voalohany izay mitondra ny lohan-teny hoe "BOAY KELY " marihina eto fa io dia tantara teny nisy tao @tanàna ,izay tantaranà zatovolahy kely kamboty tsy misy mpiahy ary dia nindosin'ny fahafatesana moa izy taty aoriana .Misy eo @ 8 eo zahay no mpikambana samy zanak'Antanifotsy daholo. Mbola lavitra ny lalana ho diavinay fa dia ankinina @Andriamanitra ny hoavinay ,ary mangataka ny fiaraha-miasa avy aminareo mba tsy hanosi-bohontanana anay ianareo sanatria.
Comments about TCHECOMP ( TSEKOMPA )
No comment found
