Tarika Vala'art

Nampiditra Fidy Art Niaina
03/07/2019 06:55
Hiran'i Tarika Vala'art 2 Jereo eto
Vangy : 530
Mpankafy : 0 Ankafizo
Tarika niforona tanin'ny taona 2017 izay nahitana an'i Mamitiana (vavitokana tao anaty tarika) sy Fyoh ary Fidy Art Niaina .
Niala i Mamitiana dia niaraka tamin'i Lucianah sy Sandra ary Hoby izy ireo avy eo ka nitondra ny anarana LSFHF
Tamin'ny taona 2018 diala izy telo mianadahy farany ireto. Nitohy ihany ny dian'izy mirahalahy ka nitondra ny anarana Tarika Fyoh & Fidar.
Ny taona 2019 dia niverina i Hoby ka nijoro ny Vala'Art. I Fidy sy Hoby izay efa tafaraka ao @ tArika Arrantee. Namoaka ny hira voalohany "Mitalaho fitia" izay nosoratan'i Fidy izay niarahan'i Tarika Arrantee sy Vala'art

Hevitra momba an'i Tarika Vala'art

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Tarika Vala'art (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3123