Souvenir (Tarika Vala'art)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Izao anio izao: horaketiko an-kira
Ho marika fa tianay ianao
Iza anio izao: ho ataoko souvenir
Tsy hiala mandrakizay ao fjtti amponao
1- Fa teto izaho sy no niaraka nikalo
Teto izaho sy ianao ko nampiara-peo
Koa andeha raiso indray ny gitaranao izao
Andao hamerina ny fiarahana hatrizay
Ref: Izao anio izao...
2- Fa teto ny akama no niaraka qrnsoi nirevy
Tsy nifankafoy toy ny mpirahalahy
Nandalo teny hoeny ireo taona nifanesy
Indreto hatrany isika niombom-panahy
Pont: Fa ny lalana nizorana hatrizay
Nifandimby teny ny ratsy sy ny soa
Nifampizara hafaliana dia niaraka nitsiky
Nifankahery raha sendra tojo manjo
Ref: Izao anio tononkira.serasera.org izao...
A/C: Fidy Art Niaina
Arr: Jo Sia (Nas)
Gadona: vjewij Country
Ho marika fa tianay ianao
Iza anio izao: ho ataoko souvenir
Tsy hiala mandrakizay ao fjtti amponao
1- Fa teto izaho sy no niaraka nikalo
Teto izaho sy ianao ko nampiara-peo
Koa andeha raiso indray ny gitaranao izao
Andao hamerina ny fiarahana hatrizay
Ref: Izao anio izao...
2- Fa teto ny akama no niaraka qrnsoi nirevy
Tsy nifankafoy toy ny mpirahalahy
Nandalo teny hoeny ireo taona nifanesy
Indreto hatrany isika niombom-panahy
Pont: Fa ny lalana nizorana hatrizay
Nifandimby teny ny ratsy sy ny soa
Nifampizara hafaliana dia niaraka nitsiky
Nifankahery raha sendra tojo manjo
Ref: Izao anio tononkira.serasera.org izao...
A/C: Fidy Art Niaina
Arr: Jo Sia (Nas)
Gadona: vjewij Country
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Vala'artVangy : 655
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fidy Art Niaina
Daty : 18/01/2024 12:29
