You are here: home > Tononkira > Tarika Vala'art

Mitalaho fitia (Tarika Vala'art)

1- Nisy fitia tato am-poko
Mba tiako omena anao
Nefa tsy noraisinao
Fa nolavina
Toy ny anadahy
No andraisanao ahy
Tsy maninona
Raha izay no hahasambatra anao

Ref: Hiaretako foana na dia mangidy aza
Na dia mankarary fo, tsy maninonafa hiaritra aho
Fa mbola ianao irery no tiaTsiky dia ampyko hatramin'izao
Ka eto aho mitalaho: Mba tiavo re raha azo atao

2- Noezahako novonoina
Fa toa tsy mety maty
Tsy tantiko anefa
Ny hieritreritra fa...
Ianao ilay tena tiako
Ho eny antsandrin'olon-kafa
Tsy maninona
Raha izay no hahasambatra anao

Tarika Arrantee & Tarika Vala'art (A/C: Fidy Art Niaina)

Hevitra mandeha

Fidy Art Niaina (03/07/2019 07:23:08)

Ity hira ity dia ahenoana ny feon'i Hoby sy Fidy (tarika Vala'art) ary Eric sy Ni Nicolas (tarika Arrrantee)

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Vala'art
Mpamaky : 120
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Fidy Art Niaina
Tamin'ny : 03/07/2019 22:15:26
ID : 11866

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo