Hevitra momba an'i SEDERAH GOSPEL

Hiverina amin'ny SEDERAH GOSPEL Hampiditra hevitra
tantan ( 12/12/2014 14:48)
Miarahaba ny SEDERAH GOSPEL.
Za manokana dia mpankafy ny hiranareo ary fanaonay (groupe kely mpanao interpretation akapela) sady hainay tsara avokoa (mba tsy hilazako efa voafehinay) ny ankamaroan'ny hiranareo. Tena tsara ny gadona sy ny tonon-kira, efa nataonay tao ampiangonana : Jordana, Tonga ny Noely, Ianareo dia taranaka voafidy, He faniriako, zakaisoy, Ny andron'ny Tompo, Fa toy izao, Vonjeo ty tany etoy. Ireo no fanaonay matetika amin'ny hiranareo.
Mampahery hatrany @ fitoriana izay ataonareo.
Antsakely ( 07/03/2005 13:21)

Manana ny managers mpiahy azy ny SEDERAH GOSPEL.
Mr Lantonirina,Mr Robel
( 26/06/2003 01:45)
Groupe Artistique mitory ny filazantsara @ alalan'ny Hira
Miangaly ny hira AKAPELA
Dimy no isan'ny mpikambana ao aminy ahitana an'i Sedera,De l'or,Andry,Pasteur Randria ary Randria Justin
Miara miasa @ izay rehetra te hiara miasa aminy ka mino an' Andriamanitra Ray Zanaka sy Fanahy Masina
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781