r.andri na rivolala andrisoa
Hampiditra sary Nampiditra fmzabe1987
10 ora lasa
Hiran'i r.andri na rivolala andrisoa 0 Jereo eto
Vangy : 3
Mpankafy : 0 Ankafizo
10 ora lasa
Hiran'i r.andri na rivolala andrisoa 0 Jereo eto
Vangy : 3
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
teraka tao andranomanelatra antsirabe 2 tamin'ny 5 janoary 1987 izy.manambady ary mananjanaka 5 ihany koa.miasa amina orin'asa tsy miankina.nanomboka nanoratra hira izy ny 2005.namoaka ny sangan'asany voalohany tamin'ny onja-peo ny taona 2009.manana hira manodidina ny 100 izy.hira tena nahafantarana azy:mahafinaritra,jaona3:16.mpikambana tao amin'ny fimpara antsirabe .mivoy ny gadona rehetra.hira aram-pilazantsara no tena soratany.izy avokoa no mamorona ny tononkira sy ny feony.Hevitra momba an'i r.andri na rivolala andrisoa
Mbola tsisy nametraka hevitra
Hiran'i r.andri na rivolala andrisoa (0)
Mbola tsy nisy nampiditra hira
