r.andri na rivolala andrisoa
Ajouter une photo Envoyé par fmzabe1987
il y a 11 heures
Les chansons de r.andri na rivolala andrisoa 0 Cliquer ici
Visites : 11
Préférés : 0 J'aime
il y a 11 heures
Les chansons de r.andri na rivolala andrisoa 0 Cliquer ici
Visites : 11
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
teraka tao andranomanelatra antsirabe 2 tamin'ny 5 janoary 1987 izy.manambady ary mananjanaka 5 ihany koa.miasa amina orin'asa tsy miankina.nanomboka nanoratra hira izy ny 2005.namoaka ny sangan'asany voalohany tamin'ny onja-peo ny taona 2009.manana hira manodidina ny 100 izy.hira tena nahafantarana azy:mahafinaritra,jaona3:16.mpikambana tao amin'ny fimpara antsirabe .mivoy ny gadona rehetra.hira aram-pilazantsara no tena soratany.izy avokoa no mamorona ny tononkira sy ny feony.Commentaires sur r.andri na rivolala andrisoa
Aucun commentaire
Les chansons de r.andri na rivolala andrisoa (0)
Audio non disponible
