r.andri na rivolala andrisoa
Add a photo Submitted by fmzabe1987
11 hours ago
r.andri na rivolala andrisoa's song 0 Click here
Hits : 10
Likes : 0 Like
11 hours ago
r.andri na rivolala andrisoa's song 0 Click here
Hits : 10
Likes : 0 Like
More info
teraka tao andranomanelatra antsirabe 2 tamin'ny 5 janoary 1987 izy.manambady ary mananjanaka 5 ihany koa.miasa amina orin'asa tsy miankina.nanomboka nanoratra hira izy ny 2005.namoaka ny sangan'asany voalohany tamin'ny onja-peo ny taona 2009.manana hira manodidina ny 100 izy.hira tena nahafantarana azy:mahafinaritra,jaona3:16.mpikambana tao amin'ny fimpara antsirabe .mivoy ny gadona rehetra.hira aram-pilazantsara no tena soratany.izy avokoa no mamorona ny tononkira sy ny feony.Comments about r.andri na rivolala andrisoa
No comment found
r.andri na rivolala andrisoa's song (0)
Audio not found
