Hevitra momba an'i Poopy

Hiverina amin'ny Poopy Hampiditra hevitra
pela ( 21/01/2007 21:56)
salut, ndaholo, izao izany de mpakafy poopy 100% na malaza miavona ary izy tsy mampanahy. Ny hira rehetra de marina ndaholo indrindra fa ireo hira mpitiavana surtout ianao raha nadalo tamin'i lahy toninkira par ex "takizay, mbola tavela, nofy sisa, tsy natalony..." manana inspiration gaigy be izy.
norotina ( 06/12/2006 14:38)
sarotra kosa mandainga aloha fa poopy tena tsara kosa ni tonokirany sy feony sady mba ôtranireny zavamisy amini fiainana ireny mitsy no tantarainy ka iza indray ary no tsi mba nandia si mbola handia fotôtsarotra ôtrani tonokirany reny ra amfitiavana zay le oe aleo hirahiraina miaraka eny ny olana de mora misava ny aizina entiny e! Tohizo hantrany ry poopy fizay tsy miala zany mitsy fa mankafy fôna eh!
minonja ( 06/12/2006 14:21)
raha i poopy aloa D tena tsar daolo ny hiran'ny ra amiko sady izy mafinaritr h@ zay za efa nankafy fy azy ary mino za fa mbola ho tia azy fona D aza mba ny toetrany moa ry reto no jerene fa ny zava bitany a! sady izy anie tsy miavina zany fa ba ts D B resaka loatra e! ankafizo foana e!
akela ( 04/12/2006 08:47)
ef lasa miavitsy oa ny mpijery an'poopy,sady otran miena koa ny mpitia azy,angamba koa lasa an'am bodo daolo ny mpakafy az sasany,iz koa somary miavona ra ateo,fa za mankafy az fona ka!
sadrine ( 13/11/2006 14:33)
za indray alou de ti poopy fôna hatramzay ka hatramzao ary bola hakafy fôna sady izy hatramzao refa manao spectacle de tena bola ao tsara mits na feony na tanjakany;sady izy alou manja fôna fa le izy somary lavalava volo kely no tena ao tsara bikany.
aritinah18 ( 08/11/2006 16:57)
tena tsara mintsy lo le tam alahady teo mandainga zay milaza fa ratsy iny, ny am reveillon ko mbola hanome zavatra tsara noho iny ndray izy de am zay ndray zany
Amazone ( 31/10/2006 21:09)
Poopy ve?
Misy tsara ny hirany fa tsy izy rehetra. Ny feony indray, monotone be sady tsisy esthétique mihitsy
aritinah18 ( 28/10/2006 16:13)
mba manbataka anle hirany le hoe ilay sombin'ny aiko no nanadao ahy tsy fidiny ... raha mba azo atao fa iny tena reveko be mintsy
merci d'avance
rea ( 24/10/2006 15:51)
Poopy asandrato hatrany ny mozika malagasy fa zay mankafy hatrany e!
vero2piso ( 20/10/2006 23:19)
makafy poopy atram@ farany e!!!
aritinah18 ( 19/10/2006 12:05)
na miavona aza aloha i poopy dia reveko foana e! tsy mapiova ny fitiavako mitsy. na dia takizay aza no tiako indrindra dia mitory ny fitiavako mihitsy ny hirany ambony
petite ( 07/09/2006 18:09)
miavona tokoa i poopy..za koa mahita an'izany...tsy mahay mizara hafaliana izy..
Astrella ( 09/08/2006 09:59)
ra Ny @ Poopy aloha de izy miavona be lotra e!!tsy misy tsy mahalala an'izany ny ankizy rehetra!mila mba milamina izy iny, fa ny hirany aloha tiko raha enona fa le mijery concert tena mampatory be lotra e!!izy miaraka @ njila ihany no hitako fa mahatsara azy!!
team ( 14/06/2006 13:08)
Moi perso je kiff les musics de Poopy c'est une de mes chanteuses préférés.
Oully ( 12/06/2006 09:35)
Ny tononkiran'i Poopy dia tiako dia tiako tokoa, aty frantsa dia mbola vitsy tokoa ny artista milaza ny momba ny fahamarinana, ny ara-moraly, fiaraha-monina, sns toy ireny, i Garou izao no vao nanao "L'injustice", dia i Tina Arena koa"Aimer", mbola misy hafa fa vitsy tokoa miohatra @ Gasy.
nenipita ( 06/06/2006 12:28)
fa aona no lazainareo fa manana olana ara-pitiavana i Poopy?
andrandraina ( 01/06/2006 11:45)
randy
zà ko tena mpankafy Poopy ary mahatsapa oe manana olana ara-pitiavana izy.
Mampalahelo, nefa olona tsotra be iny.Mankafiza hatrany sika e!
aina66 ( 18/05/2006 10:58)
aina66, zah tena tia poopy ary tena mahita hoe tsy sambatra ara-pitiavana izy saahoana hozy nareo?
laingompitia ( 03/05/2006 10:46)
I Poopy aloha dia tena mahafinaritra ahy, indrindra amin'ilay hirany hoe :"dia ahoana tokoa?"
130188 ( 09/04/2006 09:24)
za o alo da tena mpankkafy poopy h@zay mihitsy ary mpanaraka ny fampisehona izay ataony
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1795