Hevitra momba an'i Poopy

Hiverina amin'ny Poopy Hampiditra hevitra
Topaza ( 18/05/2020 22:58)
tiko lotra! SEDRA nolalovako ny sedra nohirain'ny tonokirany!!!! fatratra! atolotro ho an'ilay malalako fa niainatsika ireny ! mankasitraka poopy a
shmaisrael ( 11/12/2014 14:38)
Hevitra mikasika an'i Poopy amin'izao...
riaj ( 17/10/2010 19:56)
Tena vehivavy fatratra na fihetsika na fihira na tononkira, mihoatra kely @ Bodo .
Ny tononkira dia tsy tenenina intsony , ny fahamatorana eny antsehatra , aoka fotsiny zareo a!
tena mankasitraka ny tenanay.
Valoupoopie ( 01/09/2010 10:05)
za koa anisan'ny mpankafy poopy hatramin'izay na izy mbola tao am Njila aza, ary ho mandrakizay... Poopy tsy miavona fa saro-kenatra fotsiny fa zao aza izy efa mba niova tsy dia saro-kenatra loatra ntsony... izay mpankafy poopy dia am zoma zao ny fotoana ao am SK Melody e...tiako loatra izy... fitaratra izy amiko amin'izay rehetra ataoko...na ny fihetsiny maontina, ny fitafy, ny toetra...be itovizana koa zahay roa raha ny toetra no resahina...ny hirany rahateo mambabo ny fo e, na tonony na feony ...tohizo foana ny mozika poopy fa misy foana ny TENA mankafy anao...toa ahy
lovita ( 01/09/2010 07:09)
Poopy aloha dé mpanankato anisany tena ankafiziko indrindra fa lé eo @ gadonkira sy ny tonony izay saika mikasika ny fiainana andavan'andro
Fa koussa Poopy tsy mba ty mietsiketsika zany oe ts mba mandy izy refa @ clip ny fa zara ra mietsika fotsny fa na izany aza tik bé daholo ny hiranao e!!!!
nnini ( 21/08/2009 11:38)
ny tononkiran' i Poopy kosa aloha tena miteny e sady tena tiako b lay hirany taloha be reny e.mafinaritra e misimisia ny toa azy . toraka voninkazo ho azy e .
ratavao ( 21/08/2008 15:16)
Amiko aloha de tsotra, tsy miavona fa mahatonga ny olona hiteny hoe miavona de indray mandeha sendra tsy voajeriny de izany no ilazany fa miavona
ratavao ( 21/08/2008 15:13)
Amiko aloha de tsotra, tsy miavona fa mahatonga ny olona hiteny hoe miavona de indray mandeha sendra tsy voajeriny de izany no ilazany fa miavona
boubaf24 ( 22/12/2007 14:48)
tsy tapaka ny mirary soa sy manome fankaherezana ho an'ny POOPY mianakavy ny tenanay! dia samy ho tahin'Andriamanitra miaraka aminy anie isika mpankafy azy!
hanihoney ( 27/11/2007 19:18)
Tsy ho lefy ao am-poko sy eo am-bavako raha ny hiran'i Poopy.Mitantara zavatra maro hiainako isan'andro tsinona ny hirany na hiram-pitia na hiram-pivavahana.Mampahery,mampatsihahy ny lasa,ny mbola ho avy koa aza toa an'i Neny.Merci du fond du coeur Poopy,et je souhaite pour elle la réussite totale dans ce quelle envisage de faire encore plutard.
hari253 ( 20/11/2007 14:40)
tena mitovy hevitra @ Riccachan mitsy alo ra za e. aleo tsy miteny refa tsy mafantatra an le oul akaiky sady reny oul malaza reny anie ka oul nofo sy ra oatra tsika rehetra iany e. Manana ny toetra tsarany, ny toetra ratsiny, sady manana ny fiainany manokana ze tsy tokony hidiran oul hafa ko e. fa aleo tsy mi-critique satria mety tsy ho marina reny d voahosopotaka le oul e.
riccachan ( 17/11/2007 09:36)
tsy haiko na isika miteny eto dia misy tena akaiky azy, fa ny "expérience" hitako dia tsy tokony hiteny hoe toy izao na toy izao ny olona iray raha tsy mahalala azy tsara, am izay izy ange mpihira de ny tsaho misy foana fa tsy porofo izany, ary ny fihetsika rehetra dia misy dikana...sady tsy misy olona tonga lafatra, izao miteny izao dia mpakafy an'i Bodo fa tsy i Poopy.
grefy4 ( 13/11/2007 13:02)
Any @nay misy poopy kely tsara tarehy sady tsy miavona mihintsy fa mataotrasy d tsy sa miresaka
boubaf24 ( 15/10/2007 11:00)
amiko alony POOPY tsy miavona fa ny maha tonga azy hotran'iny mba mipetra ane amin'ny toerany e
grefy4 ( 01/10/2007 18:19)
Ny tsy hitiavako an'i Poopy nge d za mandalo eo antranony fôna sady mahita azy fôna é!Ny problèm manko d izao.Ny hiran'ny Poopy retraretra d tiko daholo ary tena tiko na ny mijery azy ar fa satria ny tantarako mihintsy no tantarainy izy Naivo.Té hiarahaba azy aho nefa sarotra beu!Té hiresaka aminy ah nefa ....
emi ( 24/09/2007 14:25)
Zaho manokana aloha raha ny evitro dia tena mankasitraka mankatelina an'i Poopy na ny feony na ny bikany na ny endriny ary na ny tohetrany ary.Zazavavy tsotra,maontina,mivavaka,mataotra An'Andriamanitra,lafatra e!
fofakely ( 02/07/2007 17:48)
Inona ary no toetran'i Poppy tsy tian'i Grefy4?
Olona tsotra be iny!!!
grefy4 ( 21/06/2007 07:36)
Raha i poopy alou d ny hatsara tarehiny sy ny hirany ihany no tiako fa ny toetrany d asa na mbola hiova na tsy mandrakizay
rivoandriniaina ( 19/04/2007 12:25)
izao dia tia ny hirany mihitsy ary rehefa manao fampisehoana dia ao tsara mihitsy@6mai 2007 indray isika miaona @ poopy dia mba hangataka anilay hira hoe mefanome tanana
brunasi2 ( 16/02/2007 10:14)
tsara kosa ny hirany Poopy eh sady milamindamina be! ten atiako aloha eh, fa tsy mety mahita lay hirany iray iny aho eh! "ndao handihy" tena tsara eh
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.46