Hevitra momba an'i Mahaleo

Hiverina amin'ny Mahaleo Hampiditra hevitra
mamiy ( 10/08/2006 11:15)
za oa gaga mitsy fa ny hira nareo tsy mety afaka ambavan'olan mitsy na ny zaza io na zatovo io na ny atitra aza vomay tsy tenenina itsony noizany de mbolo manan ndanja zany ny hiranareo zay zareo fa majotoa manoiazay mandrakizay!
lolokely ( 10/07/2006 13:15)
Tena zato isan-jato mihitsy ny mahakanto an'ny Mahaleo
ny hira tsara: na ny feo na ny tonony.Tena lafatra e!
lolokely ( 10/07/2006 13:14)
Tena zato isan-jato mihitsy ny mahakanto an'ny Mahaleo
ny hira tsara: na ny feo na ny tonony.Tena lafatra e!
stanl ( 08/06/2006 10:06)
tena tsara ny tarika mahaleo sady mbola tsy misy toa az izany sa ahona hoy ianareo lol
Kwasi ( 19/05/2006 13:05)
Groupe mythique et legendaire.
Soa fianatra sy ohatra velona tokony ho tahafin'ny tarika tanora vao misondrotra sy malaza ankehitriny ny tarika Mahaleo. Miorina hatrany, iray tsy mivaky na dia eo aza ny lazany. Ny tarika tanora ankehitriny manko vao mba malaza kely dia misaraka.
eisy ( 19/05/2006 06:14)
Mahaleo no izy e! na ahoana na ahoana, mahaleo fôna fôna ny mampalahelo fotsiny de tsy takatry ny maro ny kapila zay havoaka aty Dago no sady vitsy, na izany aza nefa de mihezaka ny hanana ihany ny olona satria tsara ry lerony e....Tsy met prô satria tonga de izy ho azy.Mba manana hira maro aho raha mitady nareo e de za koa omena
nyantranirina ( 09/05/2006 05:52)
Raha misy ny mpihira malagasy mbola tsy lefy laza hatramin'izay nipoirany dia mbola tsy nahita lohalaharana toy an'i MAHALEO ny tenako.NA ankizy na tanora na olon-dehibe dia tsy misy tsy mankafy an'izy ireo.
Dia ireto mba misy tonokiran'izy ireo mba tadiaviko raha mba misy manana e! azafady indrindra: "itanareo re misy hoe dia lasa indray ity reninao dia lasa fa dia nandao....."
Yverson ( 06/05/2006 17:04)
super fan kou ny aty e!mahaleo mandrakizay
solokely ( 05/05/2006 09:43)
Ra amiko manokana de mbola tsy misy tarika malagasy tsara nohon'ny Mahaleo.
Diniho tsara anie fa refa misy reo tanora miara-mikorana de tsy adino mitsy ny tarika mahaleo e!
manasoa ( 25/04/2006 08:15)
tsisy kianina rangahy fa tena tiko beu doly a! de misotra atsika manisy toniny fa mba afaka mihira tsara zahako
130188 ( 17/04/2006 06:47)
ny groupe mahaleo alo amiko dia mahafinaritra eo @tononkira no tena ankafizako azy
andmia ( 11/04/2006 11:18)
no comment fa tena mihotra ny tsara e mankafy hatramin'y farany, ny hira rehetra andry zareo anie ka tena bonne daol e, toraka vonikazo be ho andry zalah
rasera ( 19/03/2006 22:02)
Izaho koa mpankafy, fa indro kelin'ny mpandrafitra, tokony hanokana fotoana kely hanaovana fandraisam-peo mendrika ny tarika, maro loatra ny hirany nalaina teny an-kianja malalaka, ratsy ny fandraisam-peo, manjary tsy hita ny maha tsara azy. Indraindray koa moa rehefa an-tsehatra dia tsotsorina ny fikaloana azy. Ohatra gitara roa, lasa iray, sodina na farara tsy misy indraindray, ankoatry ny olona tsya miankina (teknika). Tokony hamela zavatra tsra ho an'ny taranaka (partition sns..)
tia ( 17/03/2006 07:13)
mbola tsy misy mihoatra azy aloa raha groupe malagasy e! milay be!!! Zah alo super fannn
Aladdin ( 18/02/2006 19:49)
Mahaleo tarika reharehan'ny Malagasy. Fisaorana azy ireo no atao mitafotafo satria mampiseho fa tsy latsa-danja ny hira malagasy.
ela velona any e ny tarika MAHALEO sy ireo mpankafy azy.
micarnaud1 ( 15/02/2006 08:41)
Mpihira mendrika indrindra raha tsy hiresaka hafa tsy ny hira tsy ara-pilazan-tsara, satria na dia ny tonon-kiran-drizareo aza dia madio, tsy manimba sofina, mety @ rehetra, ary dia tena mahababo fo tokoa, eny fa na dia ny vazaha aza dia babo.
Ny atahorako dia ny hoe hisy hahadimby azy ireo ve?
maminou ( 12/02/2006 13:29)
mbola tohin'ny teo aloha fa adinoko ny nametraka ireo tononkiran'iMahaleo tadiaviko:
-Antanambao
-Faribolana
-Kurde
dia mbola mamerina ny fisaorana izay afaka manome an'ireo tononkira ireo e!
maminou ( 12/02/2006 13:25)
manao ahoana daholo e!
isan'ny tarika ankafiziko indrindra ry Mahaleo ary manantena azy ireo haharitra ny ela indrindra!Manararaotra koa aho ny mangataka tononkira sao mba misy manana an'ireto manaraka ireto dia mba alefaso eto @ radiovazo gasy ihany fa mety betsaka koa ireo mitday an'izany;dia misaotra mialoha ary dia samia mankafy tsara daholo e!!
jonah ( 07/02/2006 10:59)
Vitsy ny Tarika mahatety Génération betsaka thakan'ny vitan'ny TARIKA MAHALEO
jonah ( 07/02/2006 10:50)
I Dama no nanoratra ny hir ahoe"VELO"
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1803