Hevitra momba an'i Mahaleo

Hiverina amin'ny Mahaleo Hampiditra hevitra
varisy ( 01/02/2008 14:50)
za mirevy mahaleo hatrany @ tsinay maintiko fa mampalahelo aty diego de tsy mahita spectacle tsony de mijery pub ami tele sisa
meved ( 22/01/2008 18:31)
Efa tamin'izaho boay kely 14 taona(tamin'ny 1987) no efa nankafy io hira io, fa mbola tiako be hatramin'izao ary mbola mahataraiky ny boay kely aty aoriana ilay izy rehefa hiraina sy tendrena!!
loloy ( 18/01/2008 14:16)
mahafinaritra ny tarika mahaleo tena tsy misara-mianakavy marina é tohizo hatrany ry zareo an

misaotra an'ireo mpankafy é
dagomanja ( 10/12/2007 19:19)
manjaee modely ianareo ka d ny ao Ambony no hisaorana nanome talenta ary tsy hadino koa ny vadinareo namela anareo nihira sy hihira hatrany ka nahafahanareo nanome ny kanto sy ny tsra anay hatrany ka d misaotra ry Zoky bbbbb
Ilowman ( 31/10/2007 14:54)
Manahoana e!!
Mafinaritra hatrany ny fiarahana @ tarika MAHALEO e!Mlay be foana le revy rehefa mivazo zay ry zalahy!!Mahafinaritra e!!
Veloma daholy e!
tsirinantenaina ( 06/10/2007 13:13)
tarika tsy tontan'ny ela eh! ary mbola manantena ny vokatra vaovao hatrany eh!
hercule ( 29/08/2007 10:40)
MANKASITRAKA TANTERAKA NY TARIKA MAHALEO
jonah ( 25/07/2007 14:27)
T@ 22/09/03 izaho no nanoratra farany teto, 35 taona indray izao ny tarika, ireny izy ireny mbola eo foana ary vao amika mitombo aza ny fankafizako('ny olona)azy.Dia mirary ny Tarika ho lasa lavitr hatrany e! Dia mino aho fa mbola hiverina any USA ry zalahy ireo @ herintaona hamerina ary hanatsara ny nataony tany t@ herintaona.
Ho an'ny zandry kely dia miezaha hatrany manandratra ny mozika tena izy, fa aza variana @ mozika mandalo fotsiny
rigo ( 04/05/2007 21:44)
Tsangam-bato be mankadiry ao @ zavakanto malagasy izany Mahaleo izany.Mankasitraka e!Dia @ 70è anniversaire indray ny fotoana.
jolan ( 24/04/2007 09:37)
ndao tohizana fona ny revy ry Mahaleo an! am 4 MAi indray e!
nathie86 ( 16/04/2007 11:00)
mahaleo ny fitiavako azy de efa nianatra teny @ fac refa mande excursion mantsy de Mahaleo fôna teo vao tsapaka fa ça va r'zalahy eh
endrehina ( 12/04/2007 07:40)
izaho koa aloha tia mahaleo e efa hatramin'izay mihitasy ierny no tena fehizoron 'ny kanto malagasy sady mahavita azy e
gasywave13 ( 03/04/2007 22:50)
Manatitra ny arahaba ny rehetra i GASY WAVE sy ny TARINY...

Mankasitraka fatratra ny tarika tokoa izahay!...

Maniry kosa indray izahay, ny mbà hisongadinan' ireo "MPANAKANTO ZANDRINY" toa azy ireo ihany koa...

Mazotoa daholo e!...

http://myspace.com/gasytsara
misasoa ( 27/03/2007 15:06)
Raha ny hevitro koa aloha no mba avoaka dia hita fa mahay ny tarika Mahaleo e! mipetrapetraka daholo na tononkira na eo @ fandrindrana na ara-mozika. Fakan-tahaka ho an'izay te mbola hampiaina mozika an-gitara.
ainga ( 14/01/2007 19:15)
Izaho koa dia mpankafy ny tarika Mahaleo Hatramin'ny voalohany (1972. Dia ny zanako koa mankamamy io tarika io. Manohana tanteraka ny voalazan'ni rasera aho : tokony hisy ny fandraisampeo harifomba mirakitra ny repertoire repehatra. vonona hidy ny kapila foana izahay e !
damaka ( 06/01/2007 15:09)
raha ho an'itarika MAHALEO
manokana aloha dia fitaratra ho an'i zandry aty aoriana izany soa fianatra tsy nijanona teto madagasikara ihany ry no nanao ny mozikany fa hatrany ivelany mihitsy omeo azy ny fankasitrahana sa tsy izany e!
Mithiah ( 16/12/2006 11:37)
zà zany hatrizay de tsy mba mijery spectacle hafa izaho sy ny fianakaviko afa-tsy Mahaleo ihny ary tsy maintsy obligatoire foanaeee
Mithiah ( 16/12/2006 11:37)
zà zany hatrizay de tsy mba mijery spectacle hafa izaho sy ny fianakaviko afa-tsy Mahaleo ihny ary tsy maintsy obligatoire foanaeee
Syx ( 02/10/2006 15:40)
Ho an'ny tarika Mahaleo manokana! Mahafinaritra be mihitsy ny tarika toa anreo fa to tsy mba ho lefy laza rahoviana raha ny fahitana azy satria mbola tsaroako fa mbola vao 14 taona ny tenako de efa nalaza tokoa ny hiranareo. 31 taona zao izaho mbola be mpakafy tkoa ny tarika Mahaleo, ka raha vao miakatra sehatra dia guichet fermé foana; Noho izany de monolotra soso-kevitra za 'zaho hoe : Maninona ny tarika Mahaleo raha manao spectacle in-2 isan-taona eto andrenivohitra mba ho fahafaham-pon'ny Mpakafy rehetra. Soso-kevitra avy aty @ Sylvain na i Syx.
mahatratse ( 24/08/2006 07:23)
Mbola ankafizinay hatrany ny tarika MAHALEO satria tianay sy hainay ny hirany (Mitendry sy mihira). Izahay dia manana fikambanana mpakafy manokana ny tarika Mahaleo ety Andrainjato Université de Fianarantsoa. EFM (Etudiants Fanatiques de Mahaleo) izay tsy mitsahatra @ fianrana ny hiran'ny mahaleo.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1847