Hevitra momba an'i Mahaleo

Hiverina amin'ny Mahaleo Hampiditra hevitra
Mtra ( 03/07/2021 13:47)
tokony mba misy releve le mahaleo fa tsy tokony hijanona fotsiny amin`izao
ravoukely ( 26/11/2018 20:44)
Mlay e!Mpankafy mahaleo tsisy otrzany!
ravotiananomenjanaharyf ( 15/01/2017 09:23)
marn dol zan e
tsoleneriche1 ( 17/04/2016 13:41)
betsaka ian no te hitantara an'le zava-misy eto fa ts haino tsun av eo sad tsmahafeno coliseum akur! fa ny mahaleo tsmankaleo mits
tsoleneriche1 ( 17/04/2016 13:39)
Ny mahaleo zan d anisany zoky tsy lefy laza mits satri marina loatra eto am-tanana le tononkira e! sad miteny
hery ( 17/03/2016 12:25)
rajaonarivo79> ao amin'ny http://tononkira.serasera.org/android
rajaonarivo79 ( 15/03/2016 11:50)
Tsar n'y tononkira fa aiza no mba misy applications mitovy@ tenu vahiny ka complet tsar ! tena mba mila valiny
Rafalimanantsoa ( 13/03/2016 19:33)
Zah alu makaf mahaleo,indrindr rehefa manao karaoke iny zahay! M'lay ranga hu ela velona mandra pahafaty e!
narindra kwely ( 07/04/2015 20:03)
za mankafy mahaleo foan ee!
Miary Tiana RASOANAIVO ( 31/10/2014 19:15)
mankasitra m zoky b e
dapiste ( 17/09/2010 14:02)
dia mahereza na tsy hoe eo intsony aza ilay zoky be Raoul e
walte ( 22/01/2010 12:24)
Tohizo ry Mahaleo fa mahafinaritra. Enga anie mba ho lava andro iainana ianareo amin'izay miaraka foana isika. Za aloha dia tena mankafy Mahaleo mihintsy hatry ny fahakeliko.
rhina ( 28/08/2009 09:47)
ho an'i fraj mila manantona ana manokana ianao fa za mapianatra
mitondra kahier s stylo handraisana noty
gitara anaovana pratika d haut parler fa sod ts maeno tsara rehefa be tabataba ny mpianatro.

eto amserasera iany no mianatra

poly ( 26/05/2009 20:58)
tsara le mahaleo fa aleoko ricky
fraj ( 19/03/2009 15:26)
tsara le maleo fa zay tsy mahay not mintsy ko in no tokony atao @zany ry zalaha,,???
Pety ( 20/02/2009 14:00)
Tsara ny mahaleo !! ho ela velona anie zareo ê !!! za tia an'ireo foana 2
rpetit ( 17/09/2008 09:39)
efa tafiditra am sehatra iraisampirenena zao mahaleo,de mampalahelo fa mba rahaoviana indray ny calendrier eto Mada,zay tena efa te hijery sahady
BadGirl ( 03/03/2008 14:29)
Za r'zareo leo Mahaleo a, Aiza ve ko isan'andro zao vao mihiratra ny masona dé Mahaleo foana no henonao satria mantsy lé ramose MAhaleo ny anarany ary tena tia Mahaleo izy ary mahay mitendry Mahaleo tsara tokoa, misy Telo mirahalahy r'zareo.Hmmm! leo zà! LOL
rasol ( 25/02/2008 11:13)
tokony asiana famerenana nama le 50ème annif ny THB niaraka t@ mahaleo fa betsaka le tsy tafiditra t@ iny ah
varisy ( 01/02/2008 14:51)
za mirevy mahaleo hatrany @ tsinay maintiko fa mampalahelo aty diego de tsy mahita spectacle tsony de mijery pub ami tele sisa
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1933