Hevitra momba an'i Koike

Hiverina amin'ny Koike Hampiditra hevitra
Samimy ( 04/10/2007 14:33)
ary mba inona no niafaran'ny tarika koike(joselito) @zao fotoana zao to tsy enoeno tsony mintsy nefa efa mba te aheno hira vaovao zahay mpankafy.en tout cas on restera tjrs fun refa miverina ndry ny tarika.ok e!
10111197 ( 25/04/2007 00:48)
en tout cas i est bo
vous trouvent les filles moi oui il n a rien
pela ( 18/01/2007 21:45)
c'est en plus beau qu ejamais Joselito malgrès qu'on attend pas bcq actuelle mais Il reste tjs le même ca veut dire tjs beau et avoir tjs le sourire quoi qu'il arrive. bon continuation Lito mes meilleures voeux .
vale ( 16/07/2006 20:18)
Na dia efa somary tara aza aho vao nahita ny sary t@
DVD(en live) an'i KOIKE aho dia tia be!! sady "beaugosse" izy no tsara feo!mmmmmmmmmmmh
adolantsento ( 16/09/2005 10:37)
Misy ny miteny fa mifakatia i koiky sy i momona.Izaho anefa tia any momona .Inona ary koiky ny tokony hataoko.
pela ( 08/02/2005 18:10)
mmh! zagny ka lehilahy en plus il est jeune et beau, j'adore les chansons de groupe koike surtout "fitiava" car je suis amoureuse de "josélito" il est séparé de la fille qui s'appelle Brillante dans le groupe avant maitenant elle chante toute seule mais le groupe *koike* est encore en vie même sans elle. "Teako agnie ty Josélito toy ry olo" veloma finaritra à bientôt.
bryan ( 23/07/2004 10:27)
il est beau et mignon et talentieux, saingy hoatra ny vavivavy izay nefa iny no tena atout-n'nedala ô, hihihihi
madcom ( 29/12/2003 12:45)
Joselito no anaran'ilay boaikely antsoina hoe Koike io. Josiane no anaran'ny mamany ary mpihira tao amin'ny tarika "Vetson'androy" taloha io mamany io.
( 17/12/2002 01:25)
i koke dia mpihira malaza be tany @ "saphir city" tany t@ ity taona 2002 ity. Izy dia bandy frizé volo izay, ary ny tena hirany nalaza tany dia ny hoe "horake" ary "aia 'ty hombagne". Soa anie io ry kiahy e! Izy io koa dia antsoina hoe "vetson'androy junior". Pour un antandroy, c'est très bien hein! dia izay angamba no azoko lazaina momba io artiste io fa amin'ny manaraka indray mihaona e!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2428