KIRI' DHY
All photos...
Submitted by rfo_project 15/11/2020 11:01
KIRI' DHY's song 3 Click here
Hits : 672
Likes : 1 Like
More info
Mpihiara avy ao Ambalavao Tsienimparihy. Anaran'ny tarika nalaina tamin'ny hoe "KIRIDY" izay midika hoe "LANONANA" ahafantaran'ny maro azy, ny " ' DHY" nanovanana azy kosa dia nalaina tamin'ny anarana hoe "Randhy" izay zanaky ny Lead Vocal Léontine . Amin'ny maha lanonana azy izay dia gadona mihetsiketsika no tena imasoan'ny tarika, ary standard fa tsy gadona zanatany , fa amin'ny tonony kosa no mandray ny fiteny Betsileo Atsimo iny.Comments about KIRI' DHY
No comment found