Fetra MjR
19/02/2025 16:44
Les chansons de Fetra MjR 1 Cliquer ici
Visites : 264
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
Mpanan-kanto Malagasy, mpamoron-kira, feony sy tonony monina ao Bordeaux, Frantsa.Ireny mozika Soul-ny taona 70 sy 80 ireny ireny no isan'ny aingam-panahiny. Ao ihany koa anefa ny gadona malagasy samihafa izay tena lovan-tsofina voalohany ho azy.
"Autodidacte" izy ka raha tany amin'ny taona 2010 tany no tena niatomboka ny tantara dia efa hatramin'ny fahazazany no nahatontolony ny mozika.
"Aiza Ianao" ny hira voalohany natontany, anisan'ireo izay maro ho avy amin'ity taona 2025 ity. Ao anatin'izany rindran-kasa izany ny album sy ny clip rehetra entina anehoana azy ireo.
Commentaires sur Fetra MjR
Aucun commentaire
