Aiza Ianao (Fetra MjR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsilopy ny aina toa afon-dabozy
Izay no nolovaina, raha nisarahan-dry
Manify maina to atady taroby
Mangaingaina tsy mety leo ny fahiny eh !
Rendraredra, traina, no antom-piainako ankehitriny
Tsisy anao ho ajaina, tononkira.serasera.org tsisy anao atao chérie
Ho ahy nooeyu ianao no daina, ianao no tena fy
Manaintaina aho, ka mila anao ho vakisiny eh
Manina anao aho
Vao mifoha vao maraina d’efa ianao no ato an-tsaina
Indrisy, nilaozanao aho
Mirefarefa mitaraina zdwk tsisy ano ho lalaina
Mbola mitady anao aho
Aiza ianao
Mila anao aho
‘ty zanakao ry Kaina no namadika sonia
Ref’izy arabaina, miavonavona minia
Izy no malaina, ‘zah milela-paladia
Ambonio ny saina, adinoy ny fahiny, nefa
Mbola manina anao aho…
Vao alknio mifoha vao maraina d’efa ianao no ato an-tsaina
Indrisy, nilaozanao aho
Mirefarefa mitaraina tsisy ano ho lalaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fetra MjRVisites : 831
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FetraMjR
Date : 19/02/2025 16:44