Feon'Antsiva

Hampiditra sary Nampiditra Nacolancia
07/03/2022 11:04
Hiran'i Feon'Antsiva 1 Jereo eto
Vangy : 340
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Feon'Antsiva

Nacolancia (08/03/2022 16:16)
Ref: Matoa gn'olo mifiopioke ie te hiantsa zay e
Fa gny soa nataonao anay lako zay e
Tsy voho nandroany fa lia nainay e
Misaotsy e, misaotsy Anao Baba
Misaotsy Anao gn'havorohotanao

Gn'ainay maminay io, soa baka aminao
k'hataonay ahoa gny tsy hisaotsy Anao
Misaotsy Anao (x2), bevata gny vitanao

Ref: Matoa gn'olo mifiopioke...

Mbo nirahinao bakao gn'Anaky tokanao
k'hataonay ahoa gny tsy hisaotsy Anao
Misaotsy Anao (x2), lisatsy lehe zao

Ref: Matoa gn'olo mifiopioke...

La mbo iny nazotsonao gny Fanahinao
k'hataonay ahoa roahy e gny tsy hisaotsy Anao
Misaotsy Anao (x2), lako gn'hateanao

Ref: Matoa gn'olo mifiopioke...

Hiran'i Feon'Antsiva (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107