Hevitra momba an'i Feon'Antsiva

Hiverina amin'ny Feon'Antsiva Hampiditra hevitra
peeasco ( 14/03/2022 15:23)
Chorale Saint Vincent de Paul ny an'ny Cathédrale Toliara.
Vao mijery io hira io Aho dia efa haiko ny nandika azy.
Mankasitraka antsika rehetra mankafy
Nacolancia ( 10/03/2022 11:12)
feon'antsiva ny anaran'le chorale cathedrale toliara
hery ( 09/03/2022 18:46)
Fa iza ilay hoe Feon'Antsiva?
Toa ny Chorale Cathédrale Toliara no mihira an'io Sa izany ny anarany?
Nacolancia ( 08/03/2022 16:16)
Ref: Matoa gn'olo mifiopioke ie te hiantsa zay e
Fa gny soa nataonao anay lako zay e
Tsy voho nandroany fa lia nainay e
Misaotsy e, misaotsy Anao Baba
Misaotsy Anao gn'havorohotanao

Gn'ainay maminay io, soa baka aminao
k'hataonay ahoa gny tsy hisaotsy Anao
Misaotsy Anao (x2), bevata gny vitanao

Ref: Matoa gn'olo mifiopioke...

Mbo nirahinao bakao gn'Anaky tokanao
k'hataonay ahoa gny tsy hisaotsy Anao
Misaotsy Anao (x2), lisatsy lehe zao

Ref: Matoa gn'olo mifiopioke...

La mbo iny nazotsonao gny Fanahinao
k'hataonay ahoa roahy e gny tsy hisaotsy Anao
Misaotsy Anao (x2), lako gn'hateanao

Ref: Matoa gn'olo mifiopioke...
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4125