Matoa gn'olo mifiopioka (Feon'Antsiva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Matoa gn'olo mifiopioke ie te hiantsa zay eFa gny soa nataonao anay lako zay e
Tsy voho nandroany fa lia nainay e
Misaotsy e, misaotsy Anao Baba
Misaotsy Anao gn'havorohotanao
Gn'ainay maminay io, soa baka aminao
k'hataonay ahoa gny tsy hisaotsy Anao
Misaotsy Anao (x2), bevata gny vitanao
Ref: Matoa gn'olo mifiopioke...
Mbo nirahinao bakao gn'Anaky tokanao
k'hataonay ahoa gny tsy hisaotsy Anao
Misaotsy Anao (x2), lisatsy lehe zao
Ref: Matoa gn'olo mifiopioke...
La mbo iny nazotsonao gny Fanahinao
k'hataonay ahoa roahy e gny tsy hisaotsy Anao
Misaotsy Anao (x2), lako gn'hateanao
Ref: Matoa gn'olo mifiopioke...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'AntsivaVangy : 2168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nacolancia
Daty : 13/03/2022 12:41