Commentaires sur Fafah (Mahaleo)

Revenir à Fafah (Mahaleo) Ajouter un commentaire
okay ( 02/04/2007 10:23)
ié! Tena marina maitsiny ny voalazan'i Jonah fa i Fafah dia ty mamoronkira. Saingy ny feo ny azy dia avo lenta tokoa...
ledada ( 28/12/2006 10:41)
RAFAMANTANANTSOA ... no tena anarany
Fahiny mbola nisy ny radio Korail (taona 90 tany ho any) dia nokilasian'ny mpiasan'io radio tsy miankina io hoe "voix d'or" ny fen'i Fafah
jonah ( 24/06/2005 10:54)
Tsy i FAFAH ahaleo no mihira io hira io fa diso ianao. I Fafah tsy mpamoron-kira fa tena mpihira ary isan'ny tena tsara feo indrindra raha malagasy ka tsy mahagaga raha manaingo hira @ tarika be dia be izy. Sady tsara feo izy no mahay mihira an !
frandria ( 31/03/2005 16:16)
I Fafah dia anisan'ny manana raha feo amin'ireo Mpihira Malagasy. Manana ny hirany manokana izy ary mpikambana tao amin'ny tarika Feo Gasy ihany koa saingy ny tena ahafantarana azy dia ny tarika Mahaleo, indrindra fa ny fampiaraham-peo amin'i Dadah.

Rehefa ny tarika mahaleo no resahina dia toa gitara foana no ao an-tsaina nefa kosa i Fafa dia ny feony ihany no entiny handravahana io tarika io
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.533