Hevitra momba an'i Bodo

Hiverina amin'ny Bodo Hampiditra hevitra
lpa ( 24/07/2008 19:00)
I bodo ve? tena manana feo tsara tokoa sady izy koa ange tsara tarehy sy bika e, mbola tadidiko izy tao amin' galliénie tena superbe bz letsy, tena mbola mpankafy anao zahay mivady e
sylvoalias ( 26/05/2008 08:20)
Bonjour...,
j'ador cette chanteuse,
j'écouterais perpetuellement ses albums á perte de connaissance.Elle est tres super.e lui souhaite une longue vie,et bonne endurance tout au long de sa carriére.Merci pour tout Bodo.
Sylvestre

sylvoalias ( 26/05/2008 08:19)
Bonjour...,
j'ador cette chanteuse,
j'écouterais perpetuellement ses albums á perte de connaissance.Elle est tres super.e lui souhaite une longue vie,et bonne endurance tout au long de sa carriére.Merci pour tout Bodo.
Sylvestre
boss ( 16/05/2008 08:21)
bodo ve? mahafinaritra mambabo ny hirany rehetra na ny taloha na ny vaovao tsy ho lany manja mitsy
zephir ( 10/02/2008 08:17)
Za aloha tena tia be an'i Bodo e! Na ny hira izany na izy mihintsy fa soa ihany zah fa efa manambady fa rah tsy izany! Bisous d merci e!
zephir ( 10/02/2008 08:12)
Za aloha tena tia be an'i Bodo e! Na ny hira izany na izy mihintsy fa soa ihany zah fa efa manambady fa rah tsy izany! Bisous d merci e!
nathi ( 07/11/2007 15:29)
MANANA PUISSANCE VOCALE BODO ARY TIA BE AZY AHO FA LALATIANA NO MPIHIRA GASY HITAKO HOE MAHERY PUISSANCE VOCALE ETO E!!!
siid ( 17/09/2007 18:36)
I Bodo ve?
Mambabo, mandrotsirotsy, manasitrana ihany koa aza rehefa ianao sendra aloka iny. Tsy misy toa azyraha mbola mpihira malagasy.
Fa ny mahagaga ahy dia fa maninona i Bodo no tsy maka mpandihy mihitsy rehefa miseho an-tsehatra e? Nefa tsara kokoa raha misy izany
SYD ( 01/07/2007 18:53)
Bodo angamba no tena hitako oé puissance vocale féminine mintsy ra mbola samy mpihira vehivavy malagasy sa misy mahita hafa?
mimosa ( 01/04/2007 16:14)
manamafy sy manamarina izay efa voalaza e!
tokymashi ( 23/02/2007 19:28)
Salut daolo, Bodo no tena mpihira milay indrindra. Ny feony tena mambabo. Tohizo fa tsara Bodo a
davie ( 08/01/2007 22:13)
eh zao koa reto mba mpahafy Bodo tena mpakafy, mba mangaka ahoana atao mba ahazo CD misy rehatra, na dia efa ela be aza.
Amazone ( 31/10/2006 21:06)
Manao ahoana daholo!
Izaho dé mpankafy Bodo hatrizay. Tsara ny hirany, mahafinaritra ny fomba fisehony ary indrindra mambabo ny feony. Vive la Diva
aritinah18 ( 19/10/2006 13:29)
bodo lo mila na pozy na fihetsika fa tsy atakalonay an Poopy mintsy e
fa izy milay foanaka
mioucool ( 19/09/2006 09:01)
manaona daoli o!
Aintsoa ( 31/08/2006 14:42)
marina mintsy zany,fa olona tsara fo tokoa i Bodo ary tena be fitiavana.Za ko mpankafy Bodo t@ za mbola tany Dago an!ndrisy ry zareo refa tonga taty am-pita mba manafatra de tsy nahare ny hirany vao2 ntsony.`zay koa ngambany no tara kooo!!!mba omeo ny hiran´i Bodo vao2 ry zareo namana a!
nounoum ( 27/07/2006 09:50)
ny ahy klou tsy misy toa an'i Bodo raha Mpihira e! fa ny hirany anie ka tsisy ohatr'i reny mintsy e! ary izy milay mintsy @ maha panakanto azy klou e!
sarobidy ( 29/06/2006 08:11)
Efa ela r'reto no niandrasako an'le tonon-kira oe "Babo" le misy zazakely bdb iny ny clip-ny nefa toa tsy mety hitako ato mihitsy ny tonony.Mba ampidiro moa 'zay manana e!de misaotra melou!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1845