Ampitafifohazana ( FPTM)

Submitted by soamadatsara
07/06/2025 19:32
Ampitafifohazana ( FPTM)'s song 1 Click here
Hits : 208
Likes : 0 Like

More info

Ny Ampitafifohazana dia Antoko mpihira ao Fifohazampanahy Toby lehibe Manolotrony Zanatoby ao Mahavoky Besarety, mitory ny filazantsara an'i Jesosy Kristy, araka ny teniny Jesosy hoe " madehana mitoria ny filazantsara amin'ny olona rehetra", isany hira iray izay hambaranay ity hira voalohany ity hoe : Voavela ny heloko , dia ny famelan'Andriamanitra ny heloky ny olona izay mibebaka manatona Azy

Comments about Ampitafifohazana ( FPTM)

No comment found

Ampitafifohazana ( FPTM)'s song (1)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.063