Alkah
Sary rehetra...
Nampiditra Mafianaty 23/04/2026 10:08
Hiran'i Alkah 6 Jereo eto
Vangy : 186
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Anisan'ireo Artist iray ao anatin'ny tarika MAFIANATY,izay mitondra ny anaram-bositra hoe Alkah mft na i Alkah,mankafy sy mivoy ny gadona roots-reggae -danchall sy ny ragga no tena tiany indrindra fa saingy mivelatra be sy miezaka manaraka ny rivotra izy raha toa ka tsy mivoana be toy ny Rap,RnB,na trap,.......RAZAFINDRAROVA Anjara Fifaliana no tena anarany ao anaty kopia,teraka tao 67ha izy ary lehibe tao.
ito no pejy ahitana ireo sangan'asany sy fifandraisana aminy ao amin'ireo tambazotran-tserasera :
Alkah facebook pejy : https://www.facebook.com/Alkahfifaliana.music/
Mafianaty facebook pejy : https://www.facebook.com/people/Mafianaty-Emblem/100063698355139/
rohy ahafahana hakanao ireo hirany ao amin'ny youtube: https://www.youtube.com/channel/UCCl1dj36tmyatmlqZJuUQCw/videos
Hevitra momba an'i Alkah
Mbola tsisy nametraka hevitra
