Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andro ririnina
Tsy ny fanananao harena C Em No hampiova ny fitiavako Dm G Fa na misy na tsy misy volamena C Em Ianao no mba hany firavako Dm G Ity foko efa tery Dm G Feno fitiavana anao Em Nahoana no dia avela irery Moa va tsy mendrika anao? Na ny masoandro aza akia Tsy mamiratra no ianao Maizimaizina ny aty Raha toa ka hilaozanao Feno rahona ny lanitra Rava ny fanirihako Naleonao nangarika Toa izay hanatrika ny akiviako Lasa ianao toy ny andro ririnina Mitondra hatsiaka sy taratra Izaho kosa mitomany toa zaza nariana Irery tratra andro fahavaratra Tsy ny elanelan-tany No hampiova izato foko Eny na lavitra ahy any Ianao no tsarovako DADAH
