Ampidiro aloha ny tenimiafina
Cherin'aka
na lavitra aza ny elanelan~tany ny saiko mahatsiaro anao any feno2 ny fo mitomany malahelo ilay malalako aho izany hoviana ianao no hoavy ? izaho cherie sasa~miandry e tadidiko foana isika roa niaraka e lay fihininao tantananao fiv; je suis a toi, tu est ma vie anjarako ianao safidim~pitia cherin'aka (4x) na lavitra aza ny elanelan~tany zah tsy miova fa ianao ihany tsy andriko mintsy ny hiaonan~tsika indray ny angolangolanao ny antaantanao fiv:
