Cherin'aka
Title
Cherin'aka
Submitted by tafaray16
On 02/05/2016 20:27
Hits : 196
na lavitra aza ny elanelan~tany
ny saiko mahatsiaro anao any
feno2 ny fo mitomany
malahelo ilay malalako aho izany
hoviana ianao no hoavy ?
izaho cherie sasa~miandry e
tadidiko foana isika roa niaraka e
lay fihininao tantananao
fiv;
je suis a toi, tu est ma vie
anjarako ianao safidim~pitia
cherin'aka (4x)
na lavitra aza ny elanelan~tany
zah tsy miova fa ianao ihany
tsy andriko mintsy ny hiaonan~tsika indray
ny angolangolanao ny antaantanao
fiv: