Indray hariva izay
Indray hariva izay Sol Sol Sento sisa nenti-nody Do Re Nialoha lalàna ahy Do Do Hamonjy ny fodiana La Re 9 Eny(2) mamy raha hitohy Sol Sol Iriko tsy hifankafohy ô! Do Re Izay alehanao, alehako avokoa ry lahy Do Do/La7 Re Raha lavitra ahy ianao Do Re Izato dia tsy veriko irery ô! Re Mi Sol/Sol7 Azo foana an'eritreritra Do Re Ireo ora niarahana Re Mi Sol/sol7 Nitamberina ao an-tsaiko Do Re Ireo(2) teny nisarahana Re Mi Sol (Re) Tsy tafandry ny alin'iny Nitanisanisa ireo fahiny Na andro nifaliana Na ady nifandirana Toa tahirim-bolamena Moa ho vasoka rahoviana No nandraisako ny Herim-pitiavana Ankehitriny moa Indro izaho irery no hanarina Ka hanohy ity tantara Hiandrandra izay mahasoa Ny fahatsiarovana anao anie Hody hery hampionona ahy indray Indray hariva izay Sento sisa nenti-nody Nialoha lalàna ahy nilaozan'olon-tiana
