Naleonao

Lohateny Naleonao
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 11/04/2005 17:29
Vangy : 603
C       G
Taitra aho 
Am               F
raha nahare fa hay ianao
C           G          F
tsy nitia ahy akory hatrizay.
C         G
Tsy noheverinao 
Am             F
ho tena izy fa kilalao 
C           G           F
ireo tambitamby izay niarahana.


F Em Dm           Dm/C             G/B
      Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Dm      Dm/C        G        G7          
 nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy


C     G         Am      F          
Fa           naleonao namitaka ahy foana
C     G           Am
tsy nihevitra ny hitia ahy 
  F
na hilaza ny marina
C    G     Am          F  
fa       nataonao tsinontsinona 
C       G       F      C       G       F
ilay fitiavako anao. hatrizao
  
Anio izaho   manjary tena babonao 
satria ny antsika roa tsy ho lafatra.
Izany angamba 
no mety hahita izay ho anjara 
ka ho feno ny hasambarana.

Fa nahoaona ianao no tsy mba nihezaka,
nahafantatra kay tiako loatra ianao.
Fa naleonao namitaka ahy foana,
......fitiavako anao hatrizay!

Solo:C,G,F,C,G
     Am,G,C,F,Am,C,F
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086