Ampidiro aloha ny tenimiafina
Malala
E A B E Malala izaho anie tsy niova fa mbola jiolahim-boto eh!! Malala hatramin’izao anie aho mbola miteny maloto E G#m Am C Malala mandrak’androany anie aho ka mbola alim-pody C G G D B7 Em Misotro foana, misotro foana dia mamo miantso ny anaranao Malala hatramin’izao anie aho ka mbola mafy ady Malala ianao foana izao no ataoko fitady Malala hatramin’izao anie aho ka tsy mino an’Andriamanitra Fa mino anao aho(2), mivavaka amin’ny anaranao. Malala ny akanjoko hatramin’izao ka mbola rovi-damba Malala izaho tsy mety miova mbola solon’olona mihaja Malala indray andro any angamba aho mbola mety hiova ihany Olom-baovao aho(2), hanome voninkazo anao
