Ampidiro aloha ny tenimiafina
TRANOVATO
De Nanou RAND vitsy ny mapakafy fa tsy koi.... milay ny vazo! (intro) A/B/A/E Mmmm… E A E Efa manakaiky ilay ora farany, hiainako ety E G#m F#m B Ka ho foana ny tantarako, ahiahy E A E Dia ho kôziako ireo akama, sy ny havako rehetra E G#m Fa mpivahiny sy mpandalo hono aho, F#m B ny daty koa tsy ho voafetra (intro) Dia tonga ny andro, handaozako andry Hisaraka aminareo aho ka, hihazo ny habakabaka Hitomany ianareo hivazavaza, hangina ireo mpankafy Fa ho tantara mantsy hono ilay vazo ô, ny rangolahy koa hibànaka Ilazao ireo akamako hiari-tory, aza avela hitomany Fa izaho tsy maty fa ‘ndeha hody, hiakatra any an-danitra any Aza asianao hiram-pivavahana raha miandry ahy, manorisory sy mandrangitra Fa Rah-Ckiky hatramin’ny aloha ela be, no efa zanak’Andriamanitra Hovazoin’ireo akama ,ny tsapiky sy ny malesa Indrindra ireo morceaux jazz ê, sy ny mavesatra rehetra Aza adinonao ny ragga, zook rap reggae Araho slow misy a cappella, dia ho sambatra iê iê Veleso ny lamako, mitsangàna koa mandihy Ataovy an-tsaina hoe : fifaliana be ity Raha sendra misy alahelo, no mandalo an-dohanao any Mipetraha an-dohako eo ka, ampireheto ny vinany Ity no tena hafatra, tsy biscuit hoe na bonbon Raha sendra ts’isy lambamena hamonosana ahy, ts’isy quoi na dia rideau Fa ny fanahiko mbola hihira, na ho any an-koatra rô Koa miangavy anao an-tanan-droa aho, ampiondano micro Ity no tena hafatra, tsy biscuit hoe na bonbon Raha sendra ts’isy lambamena hamonosana ahy, ts’isy quoi na dia rideau (B,A,G#m,F#m, E) E A E Fa ny fanahiko mbola hihira, na ho any an-koatra rô E A E Miangavy anao, miangavy anao ampiondano micro E G#m F#m E Miangavy anao ho’ah ‘zah’ ê, ampiondano micro E B7 Ampiondano an’azy ho’ah ‘zah’ B7 E Izy ampiondano an’ah’ Rehefa hiapa eto an-tany Hody any an-danitra any Izy irery izy ihany No voan-dalana entiko any Hirahira ilay mozika ê Nampifankatia antsika Ampiondano an'azy ho'ah'zah Izy ampiondano an'ah' Rehefa hiapa eto an-tany Hody any an-danitra any Izy irery izy ihany No voan-dalana entiko any Hirahira ilay mozika ê Nampifankatia antsika Ampiondano micro (5 fois) Ampiondano micro ho’ah’zah Ampiondano micro (2fois)
