TRANOVATO

Lohateny TRANOVATO
Nampiditra Dago
Tamin'ny 02/04/2005 02:23
Vangy : 452
De Nanou RAND
vitsy ny mapakafy fa tsy koi....
milay ny vazo!

(intro)			
A/B/A/E


Mmmm…

E                              A           E
Efa manakaiky ilay ora farany, hiainako ety
E           G#m           F#m   B
Ka ho foana ny tantarako, ahiahy
E                          A                  E
Dia ho kôziako ireo akama, sy ny havako rehetra
E               G#m
Fa mpivahiny sy mpandalo hono aho, 
F#m                       B
ny daty koa tsy ho voafetra

(intro)


Dia tonga ny andro, handaozako andry

Hisaraka aminareo aho  ka, hihazo ny habakabaka

Hitomany ianareo hivazavaza, hangina ireo mpankafy

Fa ho tantara mantsy hono ilay vazo ô,

ny rangolahy koa hibànaka



Ilazao ireo akamako hiari-tory, aza avela hitomany

Fa izaho tsy maty fa ‘ndeha hody,

hiakatra any an-danitra any

Aza asianao hiram-pivavahana raha miandry ahy, 

manorisory sy mandrangitra

Fa Rah-Ckiky hatramin’ny aloha ela be,

no efa zanak’Andriamanitra



Hovazoin’ireo akama ,ny tsapiky sy ny malesa

Indrindra ireo morceaux jazz  ê, sy ny mavesatra rehetra

Aza adinonao ny ragga, zook  rap  reggae

Araho slow misy a cappella, dia ho sambatra iê iê



Veleso ny lamako, mitsangàna koa mandihy

Ataovy an-tsaina hoe : fifaliana be ity

Raha sendra misy alahelo, no mandalo an-dohanao any

Mipetraha an-dohako eo ka, ampireheto ny vinany



Ity no tena hafatra, tsy biscuit hoe na bonbon

Raha sendra ts’isy lambamena hamonosana ahy,

ts’isy quoi na dia rideau

Fa ny fanahiko mbola hihira, na ho any an-koatra rô

Koa miangavy anao an-tanan-droa aho, ampiondano micro



Ity no tena hafatra, tsy biscuit hoe na bonbon

Raha sendra ts’isy lambamena hamonosana ahy,

ts’isy quoi na dia rideau

(B,A,G#m,F#m, E)

E                                      A         E
Fa ny fanahiko mbola hihira, na ho any an-koatra rô
E                             A             E
Miangavy anao, miangavy anao ampiondano micro
E                     G#m    F#m            E  
Miangavy anao ho’ah ‘zah’ ê, ampiondano micro


E                      B7
Ampiondano an’azy ho’ah ‘zah’           
B7                E  
Izy ampiondano an’ah’		        

Rehefa hiapa eto an-tany		

Hody any an-danitra any		        

Izy irery izy ihany			

No voan-dalana entiko any		

Hirahira ilay mozika ê		       

Nampifankatia antsika

		

Ampiondano an'azy ho'ah'zah

Izy ampiondano an'ah'

Rehefa hiapa eto an-tany

Hody any an-danitra any

Izy irery izy ihany

No voan-dalana entiko any

Hirahira ilay mozika ê

Nampifankatia antsika



Ampiondano micro (5 fois)

Ampiondano micro ho’ah’zah

Ampiondano micro (2fois)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082