Ampidiro aloha ny tenimiafina
Taiza ianao?
Emin Bmin Taiza ianao tamin’ny ora nidona Emin Bmin No izao vao mba tonga hifona Amin Emin Izaho aty efa Biby Amin Emin E! ty foko efa mihidy Emin Bmin Taiza ianao fony aho reraka Emin Bmin No izao vao hibebaka Amin Emin Izaho tsy tompo hivavahana Amin Emin K’izara famelana C D Ny akanjoko jereo mazana B Emin Misy fofon’olonkafa C D Fandrinako tsapao mafana B Emin Fa vao teo izy no lasa C Emin Fa vao teo izy no lasa
