Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandroky
G D G Nekeko daholo ireo fangatahanao G D G Nataoko daholo ireo sitraponao Em D G D Saingy ato am-poko mamelovelo C G D G Miahiahy mahontsa fanahy Nataoko daholo ireo fomba rehetra Ananako anao ana tsa misy fetra Indraindray misy,inndraindray tsa misy Mampisalasala ahy, ianao ry Malala D G Aza atao ny sangy mahery D G Zaho anie ka vona malemy D G Hitondra izany ratra sy fery D G Tsa vôna zaka e,tsa vôna zakako e! Ambarao izay hevitrao e Iononako raha sendra tsa misy Ataoko fa tsy atoro anao e Zany manantena tsa misy C G (Asandroky e)² D G Izaho anie tia androky (Asandroky e)² Izaho anie tia androky.
