Ampidiro aloha ny tenimiafina
Telo sy efatra
Zaza enina fito valo sivy folo, toa be loatra Raha tsy misy indray na iray na roa, toa vitsy loatra Telo sy efatra ihany, izay no antonony Fa vitsy ny ambanin'izany Telo sy efatra ihany, fara faha amboniny Fa be ny mihoatra an'izay Ny antsika koa dia toy izay No mba nofinofiko Ny antsika koa torak'izay Fa tsy folo, na hoe roa Zaza raha maro an-trano dia toy ny harena Zaza raha vitsy an-trano dia tsy manelingelina Telo sy efatra ihany.....
