Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maria Katisoa
MARIA KATISOA intro: do tadiavo lay feo miditra fa avy eo BASSE AVY EO DIA KAPOHANA MIAKATRA G F#m Miala any ary i Maria Katisoa Em A D Monina ao Andohatampenaka G F#m Zaza bodo, tsy ary nono Em A D Nefa efa matotra firesaka D C D Niova ny ankizy ankehitriny D C D Fohazina alohan'ny amin'ny dimy G A Bm Mianatra kilalao vao Bm F#m Mandahatra haron-kely G A Bm Eny ambaravaran'ny birao Em A Fonkotany ireny basse fotsiny A B C# D Kala Maria, G D Maria Katisoa, Bm A D Ankizy ankehitriny ihany koa Kala Maria, Maria Katisoa, Hanangana ny hoaviny (amin'inona moa)x2? Miala any ary i Maria Katisoa Kamokamo hamonjy lakilasy Fa misafoto ao an-doha Ny TAJEFY sy ny KAJY D C D Niova ny ankizy ankehitriny C D An'iza moa ny tsiny G A Bm Raha tohizany hatrany ampianarana Bm F#m Ny torimaso tapaka G A Bm Aza lakoana izy madama Em A Ny fiainany no sarotra A Maty anie aho Kala Maria, (EO AMBONY) Maria Katisoa, Ankizy ankehitriny ihany koa Kala Maria, Maria Katisoa, Hanangana ny hoaviny (amin'inona moa)x2? F E D Iny izy mitazana an'i Ikopa F E D Mandeha mankany Betsiboka E Toa mandeha ra.. Miala any ary i Maria Katisoa Roa ampiana iray mira telo Fa ny mamaky ny loha Vary iray kilao zaraina folo Niova ny ankizy ankehitriny Vesarin'ny fianankaviany Ny Ray andevozin'ny dirômelina Matory anaty tatatra Ny Reny mivaro-tena izay vao velona Ny fiainany no sarotra Maty anie aho Kala Maria, Maria Katisoa, Ankizy ankehitriny ihany koa Kala Maria, Maria Katisoa, Hanangana ny hoaviny (amin'inona moa)x2? Iny izy mitazana an'i Ikopa Mandeha mankany Betsiboka Toa mandeha ra...
