Maria Katisoa
Title
Maria Katisoa
Submitted by zanmal
On 15/11/2007 06:31
Hits : 813
MARIA KATISOA
intro: do tadiavo lay feo
miditra fa avy eo
BASSE AVY EO DIA KAPOHANA MIAKATRA
G F#m
Miala any ary i Maria Katisoa
Em A D
Monina ao Andohatampenaka
G F#m
Zaza bodo, tsy ary nono
Em A D
Nefa efa matotra firesaka
D C D
Niova ny ankizy ankehitriny
D C D
Fohazina alohan'ny amin'ny dimy
G A Bm
Mianatra kilalao vao
Bm F#m
Mandahatra haron-kely
G A Bm
Eny ambaravaran'ny birao
Em A
Fonkotany ireny
basse fotsiny
A B C# D
Kala Maria,
G D
Maria Katisoa,
Bm A D
Ankizy ankehitriny ihany koa
Kala Maria,
Maria Katisoa,
Hanangana ny hoaviny (amin'inona moa)x2?
Miala any ary i Maria Katisoa
Kamokamo hamonjy lakilasy
Fa misafoto ao an-doha
Ny TAJEFY sy ny KAJY
D C D
Niova ny ankizy ankehitriny
C D
An'iza moa ny tsiny
G A Bm
Raha tohizany hatrany ampianarana
Bm F#m
Ny torimaso tapaka
G A Bm
Aza lakoana izy madama
Em A
Ny fiainany no sarotra
A
Maty anie aho
Kala Maria,
(EO AMBONY)
Maria Katisoa,
Ankizy ankehitriny ihany koa
Kala Maria,
Maria Katisoa,
Hanangana ny hoaviny (amin'inona moa)x2?
F E D
Iny izy mitazana an'i Ikopa
F E D
Mandeha mankany Betsiboka
E
Toa mandeha ra..
Miala any ary i Maria Katisoa
Roa ampiana iray mira telo
Fa ny mamaky ny loha
Vary iray kilao zaraina folo
Niova ny ankizy ankehitriny
Vesarin'ny fianankaviany
Ny Ray andevozin'ny dirômelina
Matory anaty tatatra
Ny Reny mivaro-tena izay vao velona
Ny fiainany no sarotra
Maty anie aho
Kala Maria,
Maria Katisoa,
Ankizy ankehitriny ihany koa
Kala Maria,
Maria Katisoa,
Hanangana ny hoaviny (amin'inona moa)x2?
Iny izy mitazana an'i Ikopa
Mandeha mankany Betsiboka
Toa mandeha ra...