Adin-tsaina
Re Fa#min Sol
Entiko mankany aminao
Mimin La
Ny adin-tsaina
Mimin La
Mandreraka aina
Re Fa#min Sol
Zay tsy voafafa indrisy
Mihamitombo
sy mihombo
Re Fa#min Sol
Raha mankany aho mantsy mety hahita
Mimin La Re
Eny hahita fifaliana
Reo nantenaiko hanirina vao mainka
Nampihiratra nivandravandra
Any aminao no hany sisa
Noheverina hianteherana
Raha toa ka ianao tsy handao
Hankahery, sy hijery
