Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mianatra Misintaka
Maika iny ianao hisonia bokim-panjakana SIbemol DO FA *2 Anefa toa tsy andry ny andro azo hialana SIbemol DO FA *2 Eny efa izany angamba no niombonana DO SOL SIbemol LAm SOLm Ô ralalalala ô, (2) SIbemol SOLm MIbemol FA SOLm Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana Izay naleha rehetra anefa tsy nahitana Eny efa sitrakao ny namitaka Ô ralalalala ô, (2) Nahatsiaro resy izay vao nahita ny ngidiny Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny Eny efa sitrakao ny nisitaka Ô ralalalala ô, (2) Toa tatsambo irery nilaozan-tsakaiza Ka na tafita aza anefa mba ho hatraiza Eny efa saro tra ny lalana Ô ralalalala ô, (2)
