DISO FIANTEFA
Lohateny
DISO FIANTEFA
Nampiditra deghany
Tamin'ny 20/04/2007 03:28
Vangy : 602
intro: ref
Am Em
VAo nitopy nahita anao ny masoko
Am Em
Dia nahatsapa,lasanao izay foko
F C
Misy zavatra hafahafa
Dm G
Toa mangovitra aho,miamba-kavaka
Am Em
Ny masonao anefa tsy eny amiko
Am Em
Fa mijery an\\\'ity namako
F C
Izy angamba no sahaza
Dm G
Ilay fitiavanao,izaho nangamba no tara
REFRAIN;
C G Am
Ianao no tiko sy faniriko
F C
Hahasambatra ahy ho mandrakizay
G Am
Indrisy anefa fa tsy mitoetra
F
Ao aminao
G C
ilay fitiavana ahy
Niezaka aho ny mba ho
hitanao
Hahalalanao, izaho anie mila
anao
Misy takona anefa toy ny rin-
drina avo be tsy misy fetra
Izy fona no resahinao
Izaho tsy misy ts\\\'izy, tsisy azo
atao
Ny foko anefa malahelo
Diso fiantefa izy ka mame-
lovelo
ref:..........................solo: C G Am F
C G Dm F
G Am
Mba ilazao ihany aho e
F C
Raha tsy tiany akory ianao
G Am
Izaho anie mila anao e,
F
Fa hoporofoiko anao
G
Fitiavako tsy kilalao,
Ref:+1 ton